# nitsoka ny anjomara Ny anjomara dia nampiasaina mba hanomezana baiko ireo tafika any amin'ny halavirana be. # nanenjika ny Israely intsony Eto ny hoe "Israely'' dia manondro ireo lehilahy izay niady ho an'ny Israely. DH: "nanohy nihaza ireo Israelita" # ArabĂ ...Mahanaima Ireo dia anaran-toerana.