plt_tn/2sa/02/28.md

12 lines
305 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nitsoka ny anjomara
Ny anjomara dia nampiasaina mba hanomezana baiko ireo tafika any amin'ny halavirana be.
# nanenjika ny Israely intsony
Eto ny hoe "Israely'' dia manondro ireo lehilahy izay niady ho an'ny Israely. DH: "nanohy nihaza ireo Israelita"
# Arabà...Mahanaima
Ireo dia anaran-toerana.