plt_tn/2sa/02/20.md

12 lines
427 B
Markdown

# Asahela
Io dia anaran-dehilahy.
# Mivilia any amin'ny ankavananao na ny ankavianao
"Atsaharo ny fihazanao ahy...atsaharo ny fihazanao ahy"
# misambora iray amin'ireo tovolahy ka alaivo ny fiadiany
Nangataka an'i Asahela i Abnera mba hamono sy handroba miaramila tanora hafa izay tsy ho maherisetra tahaka an'i Abnera. Tsy te hamono an'i Asahela izy. DH: "miadia amin'ny miaramila hafa ka alaivo ho voaroba ny fitaovany"