plt_tn/2sa/02/20.md

427 B

Asahela

Io dia anaran-dehilahy.

Mivilia any amin'ny ankavananao na ny ankavianao

"Atsaharo ny fihazanao ahy...atsaharo ny fihazanao ahy"

misambora iray amin'ireo tovolahy ka alaivo ny fiadiany

Nangataka an'i Asahela i Abnera mba hamono sy handroba miaramila tanora hafa izay tsy ho maherisetra tahaka an'i Abnera. Tsy te hamono an'i Asahela izy. DH: "miadia amin'ny miaramila hafa ka alaivo ho voaroba ny fitaovany"