# Asahela Io dia anaran-dehilahy. # Mivilia any amin'ny ankavananao na ny ankavianao "Atsaharo ny fihazanao ahy...atsaharo ny fihazanao ahy" # misambora iray amin'ireo tovolahy ka alaivo ny fiadiany Nangataka an'i Asahela i Abnera mba hamono sy handroba miaramila tanora hafa izay tsy ho maherisetra tahaka an'i Abnera. Tsy te hamono an'i Asahela izy. DH: "miadia amin'ny miaramila hafa ka alaivo ho voaroba ny fitaovany"