plt_tn/2sa/02/18.md

16 lines
568 B
Markdown

# Zeroia...Joaba...Abisay...Asahela...Abnera
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Ny tongotr'i Asahela dia haingam-pandeha tahaka ny gazela-dia
Eto i Asahela dia nampitahaina tamin'ny gazela, biby izay mandeha mafy. DH: "Afaka mihazakazaka haingana i Asahela"
# gazela-dia
Io biby kely, manan-tongotra efatra, misy tandroka lava roa amin'ny lohany io, dia mihazakazaka haingana.
# nanaraka azy tsy nivilivily tamin'ny lalany rehetra
Eto ny hoe "tsy nivilivily" dia nanindriana fa tena nanaraka akaiky ny lalan'i Abnera izy. DH: "nanaraka azy na taiza na taiza nalehany"