# Zeroia...Joaba...Abisay...Asahela...Abnera Ireo dia anaran-dehilahy. # Ny tongotr'i Asahela dia haingam-pandeha tahaka ny gazela-dia Eto i Asahela dia nampitahaina tamin'ny gazela, biby izay mandeha mafy. DH: "Afaka mihazakazaka haingana i Asahela" # gazela-dia Io biby kely, manan-tongotra efatra, misy tandroka lava roa amin'ny lohany io, dia mihazakazaka haingana. # nanaraka azy tsy nivilivily tamin'ny lalany rehetra Eto ny hoe "tsy nivilivily" dia nanindriana fa tena nanaraka akaiky ny lalan'i Abnera izy. DH: "nanaraka azy na taiza na taiza nalehany"