plt_tn/2sa/02/18.md

568 B

Zeroia...Joaba...Abisay...Asahela...Abnera

Ireo dia anaran-dehilahy.

Ny tongotr'i Asahela dia haingam-pandeha tahaka ny gazela-dia

Eto i Asahela dia nampitahaina tamin'ny gazela, biby izay mandeha mafy. DH: "Afaka mihazakazaka haingana i Asahela"

gazela-dia

Io biby kely, manan-tongotra efatra, misy tandroka lava roa amin'ny lohany io, dia mihazakazaka haingana.

nanaraka azy tsy nivilivily tamin'ny lalany rehetra

Eto ny hoe "tsy nivilivily" dia nanindriana fa tena nanaraka akaiky ny lalan'i Abnera izy. DH: "nanaraka azy na taiza na taiza nalehany"