plt_tn/2sa/02/10.md

8 lines
262 B
Markdown

# nanaraka an'i Davida ny fokon'i Joda
Ny fankatoavana ny fitsipik'i Davida dia resahina toy ny hoe "manaraka" azy. DH: "nankatoa an'i Davida ho mpanjakan'izy ireo ny fokon'i Joda"
# fokon'i Joda
Eto ny hoe "ankohonana" dia nampiasaina mba hidika hoe "foko".