plt_tn/2sa/02/10.md

262 B

nanaraka an'i Davida ny fokon'i Joda

Ny fankatoavana ny fitsipik'i Davida dia resahina toy ny hoe "manaraka" azy. DH: "nankatoa an'i Davida ho mpanjakan'izy ireo ny fokon'i Joda"

fokon'i Joda

Eto ny hoe "ankohonana" dia nampiasaina mba hidika hoe "foko".