# nanaraka an'i Davida ny fokon'i Joda Ny fankatoavana ny fitsipik'i Davida dia resahina toy ny hoe "manaraka" azy. DH: "nankatoa an'i Davida ho mpanjakan'izy ireo ny fokon'i Joda" # fokon'i Joda Eto ny hoe "ankohonana" dia nampiasaina mba hidika hoe "foko".