plt_tn/2sa/01/08.md

20 lines
530 B
Markdown

# Hoy izy tamiko hoe: 'Iza ianao?' Namaly azy aho hoe: 'Amalekita aho.'
DH: "Nanontany ahy izy hoe iza aho, dia nolazaiko taminy fa Amalekita aho''
# Amalekita aho
Ireo ihany no vahoaka izay vao avy notafihin'i Davida tao amin'ny 1:1.
# fahoriana lehibe no manjo ahy
Ny fahorian'i Saoly dia resahina toy ny hoe zava-doza izay nisambotra azy. DH: "Ory indrindra aho"
# mbola ato amiko ny aina
Io dia fomba fiteny hoe mbola velona izy. DH: "Mbola velona aho"
# tsy ho velona izy taorian'ny nahalavo azy
"ho faty foana izy"