# Hoy izy tamiko hoe: 'Iza ianao?' Namaly azy aho hoe: 'Amalekita aho.' DH: "Nanontany ahy izy hoe iza aho, dia nolazaiko taminy fa Amalekita aho'' # Amalekita aho Ireo ihany no vahoaka izay vao avy notafihin'i Davida tao amin'ny 1:1. # fahoriana lehibe no manjo ahy Ny fahorian'i Saoly dia resahina toy ny hoe zava-doza izay nisambotra azy. DH: "Ory indrindra aho" # mbola ato amiko ny aina Io dia fomba fiteny hoe mbola velona izy. DH: "Mbola velona aho" # tsy ho velona izy taorian'ny nahalavo azy "ho faty foana izy"