plt_tn/2sa/01/08.md

530 B

Hoy izy tamiko hoe: 'Iza ianao?' Namaly azy aho hoe: 'Amalekita aho.'

DH: "Nanontany ahy izy hoe iza aho, dia nolazaiko taminy fa Amalekita aho''

Amalekita aho

Ireo ihany no vahoaka izay vao avy notafihin'i Davida tao amin'ny 1:1.

fahoriana lehibe no manjo ahy

Ny fahorian'i Saoly dia resahina toy ny hoe zava-doza izay nisambotra azy. DH: "Ory indrindra aho"

mbola ato amiko ny aina

Io dia fomba fiteny hoe mbola velona izy. DH: "Mbola velona aho"

tsy ho velona izy taorian'ny nahalavo azy

"ho faty foana izy"