plt_tn/2sa/01/01.md

432 B

Ziklaga

Io dia anaran-tanàna ao amin'ny faritra atsimon'i Joda.

Tamin'ny andro fahatelo

"Aorian'ny telo andro"

tamin'ny fitafiany rotidrotika sy loto teo amin'ny lohany

Amin'io fomba amam-panao io, ny fandrovitana akanjon'olona sy fandotoana lohan'olona dia fihetsika fisaonana.

niankohoka tamin'ny tany ary nanondrika ny tenany

Io dia fihetsika hanehoana fanekena an'i Davida, izay mpanjakan'i Israely ankehitriny.