# Ziklaga Io dia anaran-tanĂ na ao amin'ny faritra atsimon'i Joda. # Tamin'ny andro fahatelo "Aorian'ny telo andro" # tamin'ny fitafiany rotidrotika sy loto teo amin'ny lohany Amin'io fomba amam-panao io, ny fandrovitana akanjon'olona sy fandotoana lohan'olona dia fihetsika fisaonana. # niankohoka tamin'ny tany ary nanondrika ny tenany Io dia fihetsika hanehoana fanekena an'i Davida, izay mpanjakan'i Israely ankehitriny.