plt_tn/2sa/01/01.md

16 lines
432 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ziklaga
Io dia anaran-tanàna ao amin'ny faritra atsimon'i Joda.
# Tamin'ny andro fahatelo
"Aorian'ny telo andro"
# tamin'ny fitafiany rotidrotika sy loto teo amin'ny lohany
Amin'io fomba amam-panao io, ny fandrovitana akanjon'olona sy fandotoana lohan'olona dia fihetsika fisaonana.
# niankohoka tamin'ny tany ary nanondrika ny tenany
Io dia fihetsika hanehoana fanekena an'i Davida, izay mpanjakan'i Israely ankehitriny.