plt_tn/2pe/02/15.md

696 B

Niala izy ireo ... nivily ... nanaraka

"Ireo mpampianatra sandoka dia niala ... nivily ... nanaraka." Ireo mpampianatra sandoka dia nandà ny hankatoa an'Andriamanitra amin'ny fandavana ny marina.

Ny lala-mahitsy

Fitondran-tena tsara izay manome voninahitra an'Andriamanitra dia lazaina toy ny lalana izay arahina.

Nahazo teny mafy izy

Afaka marihanao fa Andriamanitra no niteny an'i Balama. DH: "Andriamanitra dia niteny azy."

Boriky moana niteny tamin'ny feon'olombelona

Ny boriky, zay tsy afaka miteny ara-boajanahary, dia niteny tamin'ny feon'olombelona.

Nanajanona ny adalan'ilay mpaminany

Andriamanitra dia nampiasa ny boriky mba hampitsaharana ny adalan'ireo mpaminany.