plt_tn/2pe/02/15.md

20 lines
696 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Niala izy ireo ... nivily ... nanaraka
"Ireo mpampianatra sandoka dia niala ... nivily ... nanaraka." Ireo mpampianatra sandoka dia nandà ny hankatoa an'Andriamanitra amin'ny fandavana ny marina.
# Ny lala-mahitsy
Fitondran-tena tsara izay manome voninahitra an'Andriamanitra dia lazaina toy ny lalana izay arahina.
# Nahazo teny mafy izy
Afaka marihanao fa Andriamanitra no niteny an'i Balama. DH: "Andriamanitra dia niteny azy."
# Boriky moana niteny tamin'ny feon'olombelona
Ny boriky, zay tsy afaka miteny ara-boajanahary, dia niteny tamin'ny feon'olombelona.
# Nanajanona ny adalan'ilay mpaminany
Andriamanitra dia nampiasa ny boriky mba hampitsaharana ny adalan'ireo mpaminany.