# Niala izy ireo ... nivily ... nanaraka "Ireo mpampianatra sandoka dia niala ... nivily ... nanaraka." Ireo mpampianatra sandoka dia nandà ny hankatoa an'Andriamanitra amin'ny fandavana ny marina. # Ny lala-mahitsy Fitondran-tena tsara izay manome voninahitra an'Andriamanitra dia lazaina toy ny lalana izay arahina. # Nahazo teny mafy izy Afaka marihanao fa Andriamanitra no niteny an'i Balama. DH: "Andriamanitra dia niteny azy." # Boriky moana niteny tamin'ny feon'olombelona Ny boriky, zay tsy afaka miteny ara-boajanahary, dia niteny tamin'ny feon'olombelona. # Nanajanona ny adalan'ilay mpaminany Andriamanitra dia nampiasa ny boriky mba hampitsaharana ny adalan'ireo mpaminany.