plt_tn/2pe/02/07.md

16 lines
608 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Petera dia nanome ohatra an'i Lota, izay navotan'Andriamanitra tao anatin'ny olona izay mendrika ny fanasaziana.
# Ny fitondran-tenan'ireo olona tsy ara-dalàna
"Ny fitondran-tena maloto ataon'ny olona izay nandika ny lalàn'Andriamanitra."
# Izany lehilahy marina izany
Izany dia manondro an'i Lota.
# Dia fadiranovana tamin'ny fanahin'ny fahamarinany
Eto ny teny hoe: "fanahy" dia manondro ny eritreritr'i Lota sy ny fihetseham-pony. Ny fitondran-tena maloton'ireo mponina ao Sodoma sy Gomora dia nanakorontana azy ara-pihetseham-po. DH: "dia voakorontana tokoa."