plt_tn/2pe/02/07.md

608 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Petera dia nanome ohatra an'i Lota, izay navotan'Andriamanitra tao anatin'ny olona izay mendrika ny fanasaziana.

Ny fitondran-tenan'ireo olona tsy ara-dalàna

"Ny fitondran-tena maloto ataon'ny olona izay nandika ny lalàn'Andriamanitra."

Izany lehilahy marina izany

Izany dia manondro an'i Lota.

Dia fadiranovana tamin'ny fanahin'ny fahamarinany

Eto ny teny hoe: "fanahy" dia manondro ny eritreritr'i Lota sy ny fihetseham-pony. Ny fitondran-tena maloton'ireo mponina ao Sodoma sy Gomora dia nanakorontana azy ara-pihetseham-po. DH: "dia voakorontana tokoa."