plt_tn/2ki/25/28.md

20 lines
675 B
Markdown

# seza fiandrianana manan-kaja kokoa noho ny an'ireo mpanjaka hafa
Ny fanomezana toerana eo amin'ny latabatra fisakafoana dia sarinteny ilazana fa nanome voninahitra azy izy. DH: "nomem-boninahitra mihoatra ireo mpanjaka hafa"
# Nesorin'i Evila-merodaka ny akanjo maha-gadra an'i Joakina
Tsara eto ny manazava amin'ny mpamaky fa ny fanalana ny akanjo maha-gadra azy dia midika fa olona afaka izy.
# teo amin'ny latabatry ny mpanjaka
"niaraka tamin'ny mpanjaka sy ireo manam-pahefany"
# Nomena solon-tsakafo isan'andro izy
Azo sadika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Nohamarinin'ny mpanjaka fa nahazo ny solon-tsakafony izy"
# solon-tsakafo
"vola hividianana sakafo"