# seza fiandrianana manan-kaja kokoa noho ny an'ireo mpanjaka hafa Ny fanomezana toerana eo amin'ny latabatra fisakafoana dia sarinteny ilazana fa nanome voninahitra azy izy. DH: "nomem-boninahitra mihoatra ireo mpanjaka hafa" # Nesorin'i Evila-merodaka ny akanjo maha-gadra an'i Joakina Tsara eto ny manazava amin'ny mpamaky fa ny fanalana ny akanjo maha-gadra azy dia midika fa olona afaka izy. # teo amin'ny latabatry ny mpanjaka "niaraka tamin'ny mpanjaka sy ireo manam-pahefany" # Nomena solon-tsakafo isan'andro izy Azo sadika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Nohamarinin'ny mpanjaka fa nahazo ny solon-tsakafony izy" # solon-tsakafo "vola hividianana sakafo"