plt_tn/2ki/25/28.md

675 B

seza fiandrianana manan-kaja kokoa noho ny an'ireo mpanjaka hafa

Ny fanomezana toerana eo amin'ny latabatra fisakafoana dia sarinteny ilazana fa nanome voninahitra azy izy. DH: "nomem-boninahitra mihoatra ireo mpanjaka hafa"

Nesorin'i Evila-merodaka ny akanjo maha-gadra an'i Joakina

Tsara eto ny manazava amin'ny mpamaky fa ny fanalana ny akanjo maha-gadra azy dia midika fa olona afaka izy.

teo amin'ny latabatry ny mpanjaka

"niaraka tamin'ny mpanjaka sy ireo manam-pahefany"

Nomena solon-tsakafo isan'andro izy

Azo sadika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Nohamarinin'ny mpanjaka fa nahazo ny solon-tsakafony izy"

solon-tsakafo

"vola hividianana sakafo"