plt_tn/2ki/25/16.md

24 lines
441 B
Markdown

# koveta
"koveta varahina lehibe." Adikao tahaka ny ao amin'ny 21:13.
# tsanganana
Adikao tahaka ny ao amin'ny 21:13.
# valo ambin'ny folo hakiho ... telo hakiho
Ny iray hakiho dia 46 santimetatra. DH: "8,3 metatra eo ho eo ... 1,4 metatra eo ho eo"
# kapitaly varahina
"varahina manana endrika voakaly"
# harato
Haingo mifampisadikadika ary manana endrika harato.
# natao tamin'ny varahina avokoa
"vita tamin'ny varahina avokoa"