# koveta "koveta varahina lehibe." Adikao tahaka ny ao amin'ny 21:13. # tsanganana Adikao tahaka ny ao amin'ny 21:13. # valo ambin'ny folo hakiho ... telo hakiho Ny iray hakiho dia 46 santimetatra. DH: "8,3 metatra eo ho eo ... 1,4 metatra eo ho eo" # kapitaly varahina "varahina manana endrika voakaly" # harato Haingo mifampisadikadika ary manana endrika harato. # natao tamin'ny varahina avokoa "vita tamin'ny varahina avokoa"