plt_tn/2ki/25/16.md

441 B

koveta

"koveta varahina lehibe." Adikao tahaka ny ao amin'ny 21:13.

tsanganana

Adikao tahaka ny ao amin'ny 21:13.

valo ambin'ny folo hakiho ... telo hakiho

Ny iray hakiho dia 46 santimetatra. DH: "8,3 metatra eo ho eo ... 1,4 metatra eo ho eo"

kapitaly varahina

"varahina manana endrika voakaly"

harato

Haingo mifampisadikadika ary manana endrika harato.

natao tamin'ny varahina avokoa

"vita tamin'ny varahina avokoa"