plt_tn/2ki/25/08.md

470 B

Tamin'ny volana fahadimy, tamin'ny andro faha-fiton'ny volana

Ny vola fahadimin'ny tetiandro Hebreo izany. Araka ny tetiandro Tandrefana ny andro fahafito dia efa akaikin'ny faran'ny volana Jolay.

taona fahasivy ambin'ny folo

"taona faha 19"

Nebokadnezara

Anaran-dehilahy izany.

Ary ireo rindrina manodidina an'i Jerosalema rehetra

"Izany no nitranga tamin'ireo rindrina nanodidina an'i Jerosalema rehetra"

izay teo ambany

"izay nanaraka ny baikon'i"