# Tamin'ny volana fahadimy, tamin'ny andro faha-fiton'ny volana Ny vola fahadimin'ny tetiandro Hebreo izany. Araka ny tetiandro Tandrefana ny andro fahafito dia efa akaikin'ny faran'ny volana Jolay. # taona fahasivy ambin'ny folo "taona faha 19" # Nebokadnezara Anaran-dehilahy izany. # Ary ireo rindrina manodidina an'i Jerosalema rehetra "Izany no nitranga tamin'ireo rindrina nanodidina an'i Jerosalema rehetra" # izay teo ambany "izay nanaraka ny baikon'i"