plt_tn/2ki/25/08.md

20 lines
470 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tamin'ny volana fahadimy, tamin'ny andro faha-fiton'ny volana
Ny vola fahadimin'ny tetiandro Hebreo izany. Araka ny tetiandro Tandrefana ny andro fahafito dia efa akaikin'ny faran'ny volana Jolay.
# taona fahasivy ambin'ny folo
"taona faha 19"
# Nebokadnezara
Anaran-dehilahy izany.
# Ary ireo rindrina manodidina an'i Jerosalema rehetra
"Izany no nitranga tamin'ireo rindrina nanodidina an'i Jerosalema rehetra"
# izay teo ambany
"izay nanaraka ny baikon'i"