plt_tn/2ki/25/04.md

693 B

Dia vaky ny tanàna

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Novakian'ny tafika Babyloniana ny tanàna"

ny lehilahy mpiady rehetra

"ny mpiady mahery rehetra"

teo amin'ny lalan'ny vavahady

"tamin'ny fandalovana teo amin'y vavahady"

Kaldeana

Ny olona sasany mandika izany hoe "Kaldeana" ary ny hafa mampiasa ny hoe "Babyloniana." Samy azo ilazana ireo andian'olona ireo ihany izany.

Nandeha tamin'ny lalana mankany Araba ny mpanjaka

"Nandositra ihany koa i Zedekia Mpanjaka ary lasa"

Ary niparitaka niala taminy ny tafiny rehetra

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Nandositra niala teo amin'ny ny tafiny rehetra" na "Nanenjika ny tafiny manontolo ireo Kaldeana"