plt_tn/2ki/25/04.md

24 lines
693 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Dia vaky ny tanàna
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Novakian'ny tafika Babyloniana ny tanàna"
# ny lehilahy mpiady rehetra
"ny mpiady mahery rehetra"
# teo amin'ny lalan'ny vavahady
"tamin'ny fandalovana teo amin'y vavahady"
# Kaldeana
Ny olona sasany mandika izany hoe "Kaldeana" ary ny hafa mampiasa ny hoe "Babyloniana." Samy azo ilazana ireo andian'olona ireo ihany izany.
# Nandeha tamin'ny lalana mankany Araba ny mpanjaka
"Nandositra ihany koa i Zedekia Mpanjaka ary lasa"
# Ary niparitaka niala taminy ny tafiny rehetra
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Nandositra niala teo amin'ny ny tafiny rehetra" na "Nanenjika ny tafiny manontolo ireo Kaldeana"