# Dia vaky ny tanàna Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Novakian'ny tafika Babyloniana ny tanàna" # ny lehilahy mpiady rehetra "ny mpiady mahery rehetra" # teo amin'ny lalan'ny vavahady "tamin'ny fandalovana teo amin'y vavahady" # Kaldeana Ny olona sasany mandika izany hoe "Kaldeana" ary ny hafa mampiasa ny hoe "Babyloniana." Samy azo ilazana ireo andian'olona ireo ihany izany. # Nandeha tamin'ny lalana mankany Araba ny mpanjaka "Nandositra ihany koa i Zedekia Mpanjaka ary lasa" # Ary niparitaka niala taminy ny tafiny rehetra Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Nandositra niala teo amin'ny ny tafiny rehetra" na "Nanenjika ny tafiny manontolo ireo Kaldeana"