plt_tn/2ki/23/31.md

28 lines
810 B
Markdown

# Telo amby roapolo taona
"23 taona"
# Hamotala
Anaram-behivavy izany.
# Libna ... Ribla ... Hamata
Anaran-toerana avokoa ireo.
# Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Joahaza
Ny hoe "teo imason'i Yaveh" dia ilazana ny fomba fitsaran'i Yaveh na ny fomba fanapahany hevitra amin'ny zavatra iray. Jereo ao amin'ny 3:1 ny fomba nandikanao izany. DH: "Nanao izay nolazain'i Yaveh fa ratsy izy" na "Nanao izay noheverin'i Yaveh fa ratsy izy"
# Nofatoran'i Farao-neko rojo ... izy
Rehefa avy nofatorana tamin'ny rojo vy izy, dia mety natao tao an-tranomaizina. DH: "Nataon'i Farao-neco tao an-tranomaizina"
# nampanefain'i Neko ... i Joda
Noteren'i Neko hanome azy ... i Joda" (UDB)
# talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray
Ny talenta iray dia 33 kilao eo ho eo. DH: "3.300 kilao ... 33 kilao"