# Telo amby roapolo taona "23 taona" # Hamotala Anaram-behivavy izany. # Libna ... Ribla ... Hamata Anaran-toerana avokoa ireo. # Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Joahaza Ny hoe "teo imason'i Yaveh" dia ilazana ny fomba fitsaran'i Yaveh na ny fomba fanapahany hevitra amin'ny zavatra iray. Jereo ao amin'ny 3:1 ny fomba nandikanao izany. DH: "Nanao izay nolazain'i Yaveh fa ratsy izy" na "Nanao izay noheverin'i Yaveh fa ratsy izy" # Nofatoran'i Farao-neko rojo ... izy Rehefa avy nofatorana tamin'ny rojo vy izy, dia mety natao tao an-tranomaizina. DH: "Nataon'i Farao-neco tao an-tranomaizina" # nampanefain'i Neko ... i Joda Noteren'i Neko hanome azy ... i Joda" (UDB) # talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray Ny talenta iray dia 33 kilao eo ho eo. DH: "3.300 kilao ... 33 kilao"