plt_tn/2ki/23/31.md

810 B

Telo amby roapolo taona

"23 taona"

Hamotala

Anaram-behivavy izany.

Libna ... Ribla ... Hamata

Anaran-toerana avokoa ireo.

Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh i Joahaza

Ny hoe "teo imason'i Yaveh" dia ilazana ny fomba fitsaran'i Yaveh na ny fomba fanapahany hevitra amin'ny zavatra iray. Jereo ao amin'ny 3:1 ny fomba nandikanao izany. DH: "Nanao izay nolazain'i Yaveh fa ratsy izy" na "Nanao izay noheverin'i Yaveh fa ratsy izy"

Nofatoran'i Farao-neko rojo ... izy

Rehefa avy nofatorana tamin'ny rojo vy izy, dia mety natao tao an-tranomaizina. DH: "Nataon'i Farao-neco tao an-tranomaizina"

nampanefain'i Neko ... i Joda

Noteren'i Neko hanome azy ... i Joda" (UDB)

talenta volafotsy zato sy talenta volamena iray

Ny talenta iray dia 33 kilao eo ho eo. DH: "3.300 kilao ... 33 kilao"