plt_tn/2ki/23/24.md

20 lines
604 B
Markdown

# Noroahin'i Josia ... ny fanahy
"Noteren'i Josoa nandeha ihany koa ireo ... ny fanahy" na "nanao lalàna ny mba handehanan'ireo izay ... ny fanahy"
# ireo izay niresaka tamin'ny maty na tamin'ny fanahy
Mitovy amin'izay voalaza ao amin'ny 21:4 "ireo izay miresaka amin'ny maty sy ireo izay miresaka amin'ny fanahy"
# terafima
zavatra inoan'ny olona fa manana hery manokana.
# izay niverina tamin'i Yaveh
"izay nanolotra ny tenany manontolo ho an'i Yaveh"
# Sady tsy nisy mpanjaka nisandratra tahaka an'i Josia taoriany.
"Ary nanomboka tamin'izay dia tsy nisy mpanjaka tahaka an'i Josia intsony"