plt_tn/2ki/23/24.md

604 B

Noroahin'i Josia ... ny fanahy

"Noteren'i Josoa nandeha ihany koa ireo ... ny fanahy" na "nanao lalàna ny mba handehanan'ireo izay ... ny fanahy"

ireo izay niresaka tamin'ny maty na tamin'ny fanahy

Mitovy amin'izay voalaza ao amin'ny 21:4 "ireo izay miresaka amin'ny maty sy ireo izay miresaka amin'ny fanahy"

terafima

zavatra inoan'ny olona fa manana hery manokana.

izay niverina tamin'i Yaveh

"izay nanolotra ny tenany manontolo ho an'i Yaveh"

Sady tsy nisy mpanjaka nisandratra tahaka an'i Josia taoriany.

"Ary nanomboka tamin'izay dia tsy nisy mpanjaka tahaka an'i Josia intsony"