# Noroahin'i Josia ... ny fanahy "Noteren'i Josoa nandeha ihany koa ireo ... ny fanahy" na "nanao lalàna ny mba handehanan'ireo izay ... ny fanahy" # ireo izay niresaka tamin'ny maty na tamin'ny fanahy Mitovy amin'izay voalaza ao amin'ny 21:4 "ireo izay miresaka amin'ny maty sy ireo izay miresaka amin'ny fanahy" # terafima zavatra inoan'ny olona fa manana hery manokana. # izay niverina tamin'i Yaveh "izay nanolotra ny tenany manontolo ho an'i Yaveh" # Sady tsy nisy mpanjaka nisandratra tahaka an'i Josia taoriany. "Ary nanomboka tamin'izay dia tsy nisy mpanjaka tahaka an'i Josia intsony"