plt_tn/2ki/22/11.md

1.5 KiB

Ary

Raha manana fomba ilazana izany amin'ny fiteninao ianao ho mariky ny fanombohana fizarana vaovao, dia azonao atao ny mampiasa izany eto.

nandre ireo tenin'ny lalàna

Eto ny hoe "teny" dia ilazana ny ahafatra hita ao amin'ny lalàna. DH: "nandre ireo lalàna izay voasoratra ao amin'ny boky" na "nandre ireo lalàna izay voasoratra ao amin'ny horonan-taratasy"

nandriatra ny akanjony izy

Izany fihetsika izany dia famantarana entina anehoana ny fahoriana sy alahelo lehibe.

Ahikama ... Safana ... Akbora ... Mikaia ... Safana ... Asaia

Anaran-dehilahy avokoa ireo.

miresaha amin'i Yaveh

Izany dia efa voazava tsara ao amin'ny 22:14 fa naka ny hevitr'i Yaveh tamin'ny alalan'ilay mpaminany vavy ireo ol0na mba hahafantarana ny sitrapon'i Yaveh.

miresaka (miresaha)

mankany amin'ny olona mba haka torohevitra.

ireo tenin'ity boky izay hita ity

Eto ny hoe "teny" dia ilazana ireo lalàna. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "ireo lalàna tao anaty boky izay hitan'i Hilkia"

Fa mafonja ny hatezeran'i Yaveh izay mirehitra amintsika

Resahina toy ny hoe afo mandoro ny fahatezeran'i Yaveh. DH: "Fa tezitra mafy amintsika i Yaveh"

izay rehetra voasoratra momba antsika

Ny lalàna izay nomena an'Israely no tiana ho lazaina amin'izany. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "Izay rehetra nosoratan'i Mosesy tao amin'ny lalàna ka tokony ho ataontsika" na "ny lalàna rehetra izay nomen'Andriamanitra ny vahoakan'Israely tamin'i alalan'i Mosesy"