plt_tn/2ki/20/16.md

552 B

Ka hoy Isaia tamin'i Hezekia hoe

Azo azavaina ny zavatra nolazain'i Isaia. DH: "Koa satria fantatr'i Isaia fa hadalana ny nampisehoan'i Hezekia ireo olona ny zavany sarobidy rehetra"

ny tenin'i Yaveh

"Teny" dia fibangoan-teny ilazana ny hafatra izay hita amin'izany. DH: "ny hafatr'i Yaveh"

Indro, efa ho avy ny andro

"Henoy aho, indray androany dia ho avy ny fotoana," ny hoe "indro" dia nampiasaina mba hisarihana ny sain'i Hezekia ny amin'izay ho lazain'i Isaia.

ny andro

Izany dia fibangoan-teny ilazana fotoana iray tsy voafaritra.