plt_tn/2ki/20/16.md

16 lines
552 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ka hoy Isaia tamin'i Hezekia hoe
Azo azavaina ny zavatra nolazain'i Isaia. DH: "Koa satria fantatr'i Isaia fa hadalana ny nampisehoan'i Hezekia ireo olona ny zavany sarobidy rehetra"
# ny tenin'i Yaveh
"Teny" dia fibangoan-teny ilazana ny hafatra izay hita amin'izany. DH: "ny hafatr'i Yaveh"
# Indro, efa ho avy ny andro
"Henoy aho, indray androany dia ho avy ny fotoana," ny hoe "indro" dia nampiasaina mba hisarihana ny sain'i Hezekia ny amin'izay ho lazain'i Isaia.
# ny andro
Izany dia fibangoan-teny ilazana fotoana iray tsy voafaritra.