# Ka hoy Isaia tamin'i Hezekia hoe Azo azavaina ny zavatra nolazain'i Isaia. DH: "Koa satria fantatr'i Isaia fa hadalana ny nampisehoan'i Hezekia ireo olona ny zavany sarobidy rehetra" # ny tenin'i Yaveh "Teny" dia fibangoan-teny ilazana ny hafatra izay hita amin'izany. DH: "ny hafatr'i Yaveh" # Indro, efa ho avy ny andro "Henoy aho, indray androany dia ho avy ny fotoana," ny hoe "indro" dia nampiasaina mba hisarihana ny sain'i Hezekia ny amin'izay ho lazain'i Isaia. # ny andro Izany dia fibangoan-teny ilazana fotoana iray tsy voafaritra.