plt_tn/2ki/20/14.md

12 lines
579 B
Markdown

# ireny lehilahy ireny
Ireo lehilahy izay nalefa tany amin'i Hezekia mpanjaka niaraka tamin'ny hafatra sy ireo fanomezana avy tany amin'i Merodaka Baladana no tiana ho lazaina amin'izany.
# Hitan'izy ireo avokoa ny zavatra rehetra tato an-tranoko. Tsy nisy tamin'ireo zava-tsarobidiko tsy nasehoko azy ireo
Naverin'i Hezekia tamin'ny fomba roa samy hafa izany mba hanamafisany ny tiany hambara.
# Tsy nisy tamin'ireo zava-tsarobidiko tsy nasehoko azy ireo.
Nampiasaina izany fanitarana izany mba ho fanamafisana. DH: "Nasehoko azy ireo avokoa ny zavatro sarobidy rehetra."