# ireny lehilahy ireny Ireo lehilahy izay nalefa tany amin'i Hezekia mpanjaka niaraka tamin'ny hafatra sy ireo fanomezana avy tany amin'i Merodaka Baladana no tiana ho lazaina amin'izany. # Hitan'izy ireo avokoa ny zavatra rehetra tato an-tranoko. Tsy nisy tamin'ireo zava-tsarobidiko tsy nasehoko azy ireo Naverin'i Hezekia tamin'ny fomba roa samy hafa izany mba hanamafisany ny tiany hambara. # Tsy nisy tamin'ireo zava-tsarobidiko tsy nasehoko azy ireo. Nampiasaina izany fanitarana izany mba ho fanamafisana. DH: "Nasehoko azy ireo avokoa ny zavatro sarobidy rehetra."