plt_tn/2ki/20/14.md

579 B

ireny lehilahy ireny

Ireo lehilahy izay nalefa tany amin'i Hezekia mpanjaka niaraka tamin'ny hafatra sy ireo fanomezana avy tany amin'i Merodaka Baladana no tiana ho lazaina amin'izany.

Hitan'izy ireo avokoa ny zavatra rehetra tato an-tranoko. Tsy nisy tamin'ireo zava-tsarobidiko tsy nasehoko azy ireo

Naverin'i Hezekia tamin'ny fomba roa samy hafa izany mba hanamafisany ny tiany hambara.

Tsy nisy tamin'ireo zava-tsarobidiko tsy nasehoko azy ireo.

Nampiasaina izany fanitarana izany mba ho fanamafisana. DH: "Nasehoko azy ireo avokoa ny zavatro sarobidy rehetra."