plt_tn/2ki/20/12.md

12 lines
442 B
Markdown

# Merodaka Baladana ... Baladana
Anaran'ny mpanjakan'i Babylona sy ny zanany lahy ireo.
# Nihaino izany taratasy izany
1) "nihevitra tsara izany taratasy izany" na 2) "nandre ny hafatra avy tany amin'ny mpanjakan'i Babylona"
# Tsy nisy zavatra izay tsy nasehon'i Hezekia azy ireo
Nampiasaina izany fanitarana izany mba ho fanamafisana. DH: "Nasehon'i Hezekia azy avokoa ny zava-drehetra tao an-tranony sy tao amin'ny fanjakany rehetra."