plt_tn/2ki/20/12.md

442 B

Merodaka Baladana ... Baladana

Anaran'ny mpanjakan'i Babylona sy ny zanany lahy ireo.

Nihaino izany taratasy izany

  1. "nihevitra tsara izany taratasy izany" na 2) "nandre ny hafatra avy tany amin'ny mpanjakan'i Babylona"

Tsy nisy zavatra izay tsy nasehon'i Hezekia azy ireo

Nampiasaina izany fanitarana izany mba ho fanamafisana. DH: "Nasehon'i Hezekia azy avokoa ny zava-drehetra tao an-tranony sy tao amin'ny fanjakany rehetra."