# Merodaka Baladana ... Baladana Anaran'ny mpanjakan'i Babylona sy ny zanany lahy ireo. # Nihaino izany taratasy izany 1) "nihevitra tsara izany taratasy izany" na 2) "nandre ny hafatra avy tany amin'ny mpanjakan'i Babylona" # Tsy nisy zavatra izay tsy nasehon'i Hezekia azy ireo Nampiasaina izany fanitarana izany mba ho fanamafisana. DH: "Nasehon'i Hezekia azy avokoa ny zava-drehetra tao an-tranony sy tao amin'ny fanjakany rehetra."